|
|
|
|

Teny iditra1 -areo
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Your, yours; by you.
5It is plural..
6Rainareo [ray]: your father..
7Efanareo [efa]: finished by you..
8When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided.
9Satrokareo [satroka]: your hat.
10Tongotrareo [tongotra]: your feet.. [1.2]
11your; done by you (plural). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12De vous, par vous.
13Se place comme régime indirect après les mots terminés par ka, tra, na.
14Katsakareo: votre maïs.
15Fantatrareo: connu de vous.
16Razanareo: vos ancêtres.. [1.3]
17De vous, par vous.. [1.5]
18à vous, votre; fait par vous (pluriel).. [1.8]
Mpanahaka  19 nareo, 20 anareo, 21 ianareo
Tsanganana sy sary iray takila  22 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  23 aore, 24 -areo, 25 erao, 26 eroa, 27 orea

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02