Teny iditra | antsikely | ||||
Singan-teny | antsy ; kely | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Antsy madinika, kelikely na ny lelany na ny zarany [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Petit couteau, canif, grattoir [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fitaovam-piasana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny antsikely io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |