Teny iditra | antoho | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Anaran-kazandrano, toho, karazana trondro an-dranomamy [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Fivaditsoratra | antoho, hotona, tohano, tohona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |