Teny iditra |
anjaingy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Honkona atao amin' ny loha tehina Ny antsetran' ny lefona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Same as anjonjany
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le fer placé au bout d'un bâton; le talon de la lance [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
anjaingy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra atao lohany amin' ny kilalao; kilalao fanaon' ny ankizilahy izay manao antsongoloka mitehina amin' ny tanana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Walking on one's hands, the feet being turned upwards, as in certain children's games. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Jeu d'enfants consistant à marcher sur les mains, les pieds en haut [1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
anjaingy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Same as ambosy
[1.2]
|
|