Teny iditra |
angôvo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Hery be mila hotafahoatra ny mety [1.78]
|
| Teny enti-milaza, amin' ny fizika, ny hery miteraka asa [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | énergie [1.13]
|
Ohatra | Indro aroso manaraka eto fanazavana tsotsotra mikasika ny famokarana angovo avy amin' ny rian-drano.
[2.445]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
angôvo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Matanjaka, mahery [1.78]
|
|
Teny iditra |
angôvo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Fotrin-jaza ratsy fanapahana ka manjary ngezabe amin'ny farany [1.78]
|
|