Teny iditra | angaredona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ady am-parimbona ka maromaro no mamely olona anankiray [1.1] | |
Teny iditra | angaredona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vary andrahoina be rano [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Cooked rice upon which water is poured. [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |