Teny iditra | androngo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A species of lizard. [1.2] | |||
A lizard [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Lézard gris [1.54] | |||
Lézard [1.8] | ||||
Ohatra | ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho.
[2.69] | |||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |||
Sampanteny |
| |||
Anaram-biby |
| |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Mpanahaka | antsiantsy ~ matahotrandro ~ sitry | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny androngo io | |||
Sary | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15 |