|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anao |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3ianao.
[Tanala]
[1.78] 4Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve itỳ trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5Thee, thine, you, yours.
6Accusative and possessive case of hianao. 7(Fiji angao.). [1.2] 8you (singular, as object); yours. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9Toi, te, à toi, à ton tour.
10Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas. 11Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi. 12Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin. 13Anao ho anao izany: c'est votre affaire.. [1.3] 14Te, toi.. [1.5] 15vous (singulier - objet); vôtre.. [1.8] 16Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier).. [Tanala] 171. 18(sujet): tu, toi.. 192. 20(complément): te, à toi. 21Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés. [1.6] |
| Ohatra |
22 Mety mihitsy ny anao, Rasoa havako.
[2.470#]
23 Mipetrapetraha, hitotoanay ny anao. [2.270#] 24 Nefa natory tsara ny fahitako anao. [2.332#] |
| Mpanahaka | 25 ianao, 26 nao |
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
28 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|