Teny iditra |
anamalaho
|
Singan-teny | ana- (anana) ; malaho |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces) Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe,
anamalahokely, etc.
[1.2]
|
| A strong aromatic leafy vegetable [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Herbe potagère au goût aromatique amer [1.8]
|
Anarana siantifika | Spilanthes oleraces |
Ohatra |
1 | Ary ny Anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa.
[1.357]
|
2 | Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana
[2.245]
|
|
Voambolana |
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|