Teny iditra |
amparitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika itỳ raharahan' olona itỳ ry zalahy a [1.1]
|
|
Teny iditra |
amparitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsipika boribory ialan' ny tandrimo avy mandihy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The bit of a brace used in carpenter's work. [1.2]
|
|
Teny iditra |
amparitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vola farantsa taloha nisy sarin-drofia [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A particular kind of dollar. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Piastre entourée d' un cercle. La pièce de cinq francs à palme de laurier et de chêne [2.415]
|
Ohatra | Ary maro anarana ny farantsa fahalaloha: dia Behaoka, sy Amparitra.
[2.48]
|
Voambolana |
|