Teny iditra | ampanondro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ny tadim-baliha ka ilay anaovana ny feo saikiny indrindra no lazaina amin' izany, mifanohitra amin' ny domatina izay ilazana ny feo beso ambany indrindra [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |