|
|
|
|

Teny iditra1  ampandraofana
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toerana
Fanazavàna teny malagasy  4  Halavandrefy hatreo an-tendron-drantsantanana ka hatramin' ny afovoan' ny felatanana, izany hoe mitovy amin' ny antsasa-jehy na voantondro enina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Depuis le bout des doigts jusqu'au milieu de la main [2.415#6685]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31