Teny iditra | ambitry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Karazan-trondro, mena ny kibony sy ny rambony [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Teny iditra | ambitry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nom d'un arbre dont on tire un poison. [1.19] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Teny iditra | ambitry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taimoro] Popowia gerrardii (Baill.) Ghesq. ex Cavaco & Keraudren (Annonaceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Popowia gerrardii | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |