Teny iditra | ambatsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Karazana hazandrano madinidinika sady be taolana [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Teny iditra | ambatsy | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Ambony rihana [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |