Teny iditra | alzerianina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Alzeria (Afrika avaratra eo anelanelan' i Tonizia sy Maraoka): Manaraka ny fivavahana silamo ny Alzerianina Momba an' i Alzeria na an' i Alzeria na avy any Alzeria: Niady mafy ny mponina alzerianina vao nahazo ny fahaleovantenany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Algerian [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Algérien, algérienne [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: algérien. | |
Mpanahaka | Alzeria | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |