Teny iditra | ajoro (joro) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1] | ||||||||
Atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mettre debout; mettre en station [1.13] | ||||||||
Ohatra | Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony;
[4.27] | ||||||||
Voambolana | Haitoetany: soridrefitany | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |