Teny iditra | agoagaga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry ampiasaina ho fanafody fanalefahana sy fampitoniana ny hirifirin' aretina ( Nymphaea lotus) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] Nymphaea lotus L. (Nympheaceae). Tubercules à propriétés calmantes, antiaphrodisiaques, non alimentaires. Fruits et graines comestibles. [1.196] | |
Anarana siantifika | Nymphaea lotus | |
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |