Teny iditra |
vazimba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Fasana efa ela tsy fanta-tompo [1.78]
|
|
Teny iditra |
vazimba
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Vazimba
|
Sokajin-teny | anaram-poko
|
Fanazavàna teny malagasy | Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|