Teny iditra | Tsimihety | ||
Sokajin-teny | anaram-poko | ||
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-poko lehibe monina amin' ny faritra latsaka anivon' ny tanin' ny Antankarana, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ny Sihanaka, atsimo; ary ny Sakalava, andrefana; mihamiitatra miankandrefana ny Tsimihety; tanàn-dehibe: Mandritsara, Bealanana [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Nom d'une population du nord-est et oues [...] [tohiny 1.5] | ||
Voambolana | Tantara: firenena | ||
Kamban-teny |
| ||
Zanakanarana | |||
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |