Teny iditra |
triotrio
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Anaram-boronkely fotsy tratra sy lava rambo mpipetraka eny an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny: K'aja manoñon-tena koa triotrio an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny [1.78]
|
| Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bergeronnette [1.54]
|
Ohatra | hoy ny navalin' ny triotrio ny domohina.
[2.445]
|
Voambolana |
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
Triotrio
|
Singan-teny | triotrio |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Zana-dohateny | Boky famakian-teny (taona fahadimy) |
Mpanoratra | Razafintsalama-Rabenjamina Lucie |
Fanonta printy | 1979. Takila: 221. Antananarivo.
|
Fanoritsoritana | Elementary school book (5th year). |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
Lahatsoratra |
|
|