Teny iditra |
Tanosy
|
Sokajin-teny | anaram-poko
|
Fanazavàna teny malagasy | [ Antanosy ] Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An islander; the name of a tribe on the south-east coast. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Population de l'extrême sud-est de [...] [tohiny 1.5]
|
| [ Antanosy ] Population du sud-est de Madagascar, qui [...] Masihanaka
et
Mandrare
(ville principale: Tolañaro)
[tohiny 1.5]
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohabolana |
|