Teny iditra | riambe (riana, be) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rano mianjera avy amin'ny toerana avo [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Chute [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Teny iditra | Riambe (riana, be) | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |
Fangi-bolantany | -24.9166667, 44.8833333 | |
Fivaditsoratra | ambery, mibera, rembay, riambe |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |