Teny iditra | Ramanjaibola | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo Manjaibola [2.48] | |
Ohatra | Ary Ramasoandro, sy Ramanjaibola, sy Rafaroratra, sy Ratsimitako, sy Rahodibato, sy Rabefaravolo
[2.48] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13 |