Teny iditra | Raivo | |
Singan-teny | ivo | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny zanaka vavy eo anelanelan' ny vavimatoa sy ny faravavy, na firy na firy isany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Root aivo]. The name given to a female who has an elder and younger brother and sister. [1.2] | |
The name of a girl who has an elder and younger sister or brother. [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Fille entre l'aînée et la cadette. [1.8] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Mpanahaka | Ranaivo | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Raivo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |