Teny iditra | Rafananomahery | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Ohatra | Ary hiantafika ny olona, akarina any an-tsaha Rafananomahery, vorongo ny Rafaroratra, itondrana lefona indroa 7;
[2.48] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny sampy taloha | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |