Teny iditra | Rabibibe | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Rapeto: Tsa mahalala Raoto amin-dRabibibe aho fa izay mangaike ahy toiñiko (Tsy mahalala izay Raoto sy Rapeto aho fa valiako izay miantso ahy) [1.78] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |