Teny iditra | Rabevoina (ra-, be, voina) | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona? [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased. [1.2] | |
Ohatra | Hitan-tsikidy lahy izany Rabevoina maty teto izany.
[2.293] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |