Teny iditra | Ketaka | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana entina manondro zazavavy kely:
Lasa nianatra Ikoto sy Iketaka Indraindray koa anarana entina miantso zazavavy mba hisolo izay tena anarany raha sendra tsy fantatra na hadino: Ento atỳ ange io antsy io, ry Ketaka itỳ [1.1] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fanampin' anarana (vavy) | ||||
Tsipelina hafa | Iketaka | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/15 |