Teny iditra | Itrimobe | |
Singan-teny | trimo ; be | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo Trimobe [] | |
Fanazavàna teny frantsay | Personage de Razam-be: Ifaramalemy sy Ikotobekibo [1.11] | |
Ohatra | Dia niakatra izy ka nanao fanafana araka ny natoron' Itrimobe.
[2.69] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04 |