Teny iditra | Eorôpa | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny malagasy | Iray amin'ireo fizaràna dimy eto amin'izao tontolo izao, voafaritry ny Oseana Arktika sy Atlantika; ny ranomasina Meditaranea, ny ranomasina Mainty, ny tendrombohitr'i Caucases, ny ranomasina Kaspiena sy ny tendrombohitr'i Oural [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Europe [1.13] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Mpanahaka | eoropeanina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |