|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambatolava
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tranon'ny loham-pianakaviana zandriny indrindra ka ataon'ny lehilahy ho fiheveren-draharaha [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4  Case du chef de la branche cadette ou se réunissent les hommes [1.82]

Teny iditra (2/2)5  Ambatolava (vato)
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  7  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  8  vato, lava
Tsanganana sy sary iray takila  9  Fitanisana

Fivaditsoratra  10  ambalavato, ambatolava

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31