Teny iditra | -batana | |||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vatana | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | -batana | |||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vatana | |||
Voambolana | Haizavamaniry | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Teny iditra | batàna | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Hazo andraiketana ny tolana amin'ny varavarana [1.1] | |||
Ny fihaviany | Frantsay: battant. | |||
Fivaditsoratra | batana, tabana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05 |