Teny iditra | irikatra (iry) | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Misy tovana ikatra, mitovy hevitra amin' ny fototeny' iry" niaviany ihany: Mba mahafinaritra ahy irikatra hazo midoroboka irikatra [1.1] | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Fivaditsoratra | arikitra, iratrika, irikatra, raikitra, rikiatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |