|
|
|
|

Teny iditra1 zoron-jidina
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3zoro voafetran'ny marindrano sy ny zotran'ny teboka ao anatin'ny lemajidina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4angle vertical.
5angle de site. [1.13]
Voambolana  6 Haitoetany: soridrefitany
Tovy hevitra  7zorom-pitraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12