|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ziva
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3mpifankatia ara-belirano toy ny mpihavana akaiky mihitsy, nefa mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana. [1.1]
Ohatra  4 Ny manasina azy dia ny Maroserana satria mpiziva ry zareo ireo, fa maty ny mpisoron' ny Andretsoka ka izany no ilanay ziva. [2.606#228]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (2/2)11 ziva
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13kirihitr' ala. [1.1]
Voambolana  14 Haizavamaniry

Fivaditsoratra  15 vazy, 16 zavy, 17 ziva

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19