|
|
|
|

Teny iditra1 zezika
Sokajin-teny  2 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3zavatra manomboka ho lo na namboarina ara-pomba simika afangaro amin' ny tany na alafika azy mba ho sakafon' ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany.
4famelezana amim-bono, fikapohana mafy.
5be dia be, izaitratra. [1.1]
6zaka ampiasaina hahalonaka ny tany. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7manure, fertilizer. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8engrais. [1.3.fr#872, 1.8, 1.13]
9fumier. [1.3#872, 1.8]
10nombreux. [1.3#872]
Ohatra  11 Asiana zezika ny tany mba ho lonaka. [2.117]
12 Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto [1.1]
13 Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470]
14 zezika no sakaiza, fangady no fati-dra, sobiky no namana; [2.69]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  39 Toe-karena: fambolena
Kamban-teny rehetra  40Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02