|
|
|
|

Teny iditra1 zevazeva
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Toerana banga eo anelanelan' ny zavatra roa.
4Tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, eo anelanelany. [1.1]

Fivaditsoratra  5 vezaveza, 6 zevazeva

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12