|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zerana |
| Fototeny | 2zera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Latsahana: Nozeran' ny taila ny lohan-janako.
5Asiana, riatana: Nozeran' ny miaramila ny fahavalo ka rifatra nandositra. 6Tsipazana (zavatra mavesatra): Nozerany vato be ilay bibilava ka dangy terỳ. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|