|
|
|
|

Teny iditra1 zehena
Fototeny  2zehy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Refesina amin' ny zehy: Zeheo kely ny halavan' ny rindrina atsimo.
5Ferana, faritana, fangitana: Tsy azo zehena ny fahefan' Andriamanitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be measured by spans;. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on mesure par empans;. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 hezena, 15 zehena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02