|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zaridaina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tanimbolim-boninkazo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a garden; a park.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5jardin, parc.
[1.8] 6(du français : « jardin »). 7Surtout le potager et le verger.. [1.196] |
| Ohatra |
8 Niakatra tany amin' ny zaridainan' ny Fasan-dRainiharo aho.
[2.4]
9 Aorian' ny asa zaridaina, rehefa lasa Ramose, matetika misy ady totohondry eo. [2.472] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|