|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zareo |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny ankilany, ireo amin' ny ankilany: Ry zareo ao avaratra.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Saingy tsy nisy niangona ry zareo:
[2.470]
5 Nasehon-dry zareo ahy ny sakay milona efa ho telo taona. [2.471] 6 Dia nentin-dry zareo i Vao, hofotorana, hono. [2.472] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 8 arezo, 9 zareo, 10 zerao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|