|
|
|
|

Teny iditra1 zara hasim-pototra
Singan-teny  2zara, 3hasina, 4fototra
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6zara hasina iraisam-pirenena iaingana raha handrefy zara hasina iray. [1.13.mg#232]
Fanazavàna teny frantsay  7méridien d'origine. [1.13.fr#232]
Voambolana  8 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  9zara hasim-piaingana, zara hasim-pialana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12