|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zaotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3hahia, hanifisana. [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  5Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)6 zaotra
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Mpiray tam-po amin' ny vady, mitovy amin' ny Naotra (ny Z sy ny N renisoratra azo ampifanoloina): Zao-dahy, Zao-bavy. [1.1]

Fivaditsoratra  9 azotra, 10 ozatra, 11 tarazo, 12 zaotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08