|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 zanozano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fomban-drandram-bolo fanao any an'indrana, indrindra amin'ny Bezanozano, Betsileo, Antandroy: atambatra ny randrana fa avona isaky ny soritra, dia mirazorazo maromaro manodidina ny loha.
[1.1#1055] |
| Voambolana | 4 Fandram-bolo |
| Kamban-teny rehetra | 5Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 6 zanozano |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Anaran' ny rantsan-kazo amin' ny Betsimisaraka; rehefa nidina nankany amin' ny Betsimisaraka maka sira na mikarama ny Bezanozano dia nitondra rantsan-kazo maina hataina nony mby teny akaiky tanàna; izany no naharaikitra ny anaran' ny Bezanozano.
[1.1#1055] 9rantsankazo madinika atao kitay. [Tanosy] [1.78] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: hazo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|