|
|
|
|

Teny iditra1 zandary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Antokon' olona sady manao raharaha-miaramila no miandraikitra koa ny fandriampahalemana sy ny filaminana toy ny polisy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a gendarme. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5gendarme. [1.8]
Ohatra  6 Nitsangana ny zandary roa lahy hamonjy an' I Bory. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12