Teny iditra | zanataho | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Taho kely azo avy amin'ny fisampanan'ny taho [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rameau, tige secondaire [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Fivaditsoratra | hazotana, tahozana, zanataho |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |