|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zairina |
| Fototeny | 2zaitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4(lamba) Akambana amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Nozairin' i Neny ny akanjoko.
5Avitrana, atohy: Nozairin' i Dadany fihavananay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be sewed.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on coud.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 rainazy, 15 zairina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|