|
|
|
|

Teny iditra1 zahitre
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3zahatra(karazan-dakana): Lany ny meke fa ñy zahitra eroy añila (tapitra ny maika fa ny zahatra (lakana) eny am-pita). [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  4 zahitre, 5 zehitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12