|
|
|
|

Teny iditra1 votsorana
Fototeny  2votsotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Vahana, boràhina: Novotsorany ilay tady tao.
5Afahana amin' ny gadra na ny fanandevozana: Mpigadra maro no novotsorana tamin' ny fetin' ny Fahaleovantena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be released; to be emancipated. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on laisse s'échapper, qu'on libère. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 voantsora, 13 votsorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12