|
|
|
|

Teny iditra1 votoaty
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny.
4Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila.. [1.1]
Ohatra  5 Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy. [2.4#27]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :
Voambolana  8 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tsipelina hafa  9votiaty
Kamban-teny rehetra  10votoatin-teny
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02